|
|
|
|

Teny iditra1  aina ara-psikolojia
Singan-teny  2 aina, 3 araka, 4 psikôlôjia
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fisian'ny saina amam-panahy eo amin'ny olona; ny fivoarany sy ny fifandraisan'izy ireo amin'ny manodidina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 vie psychologique. [1.13]
Voambolana  8  Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12